| Always | Foana |
| I always wanted to marry you | Mbola te hanambady anao foana aho |
| Never | Intsony |
| I will never do this again! | Tsy hanao izany intsony aho! |
| Now | Izao |
| We have to leave now! | Tokony handeha isika izao! |
| Sometimes | Indraindray |
| Sometimes I prefer to be at home | Indraindray aleoko mijanona ato an-trano |
| From time to time | Indraindray |
| From time to time I eat Jollof rice | Indraindray aho mihinana vary |
| Late | Tara |
| The bus is always late | Tara ny taxi-be |
| Later | Rehefa avy eo |
| The bus will come later | Ho avy ny taxi-be rehefa avy eo |
| Early | Aloha |
| You should try to come home early | Tokony hiezaka hody aloha ianao |
