| Where? | Aiza? |
| Where is Shaik’s house? | Aiza ny tranon’i Shaik? |
| Where is this? | 1) Aiza ito? 2) Aiza izany? |
| When? | 1) Rahoviana? 2) Oviana? |
| When is Mialy coming? | Rahoviana i Mialy no hoavy? |
| When will you travel? | Rahoviana ianao no handeha? |
| How? | Ahoana? |
| How can I get to Befandriana Sud? | Ahoana ny handehanako any Befandriana Atsimo? |
| How is your brother? | 1) Manahoana ny anadahinao 2) Manahoana ny ralahinao? |
| Which? | Iza amin’ireo? |
| Which land is mine? | Iza amin’ireo no taniko? |
| What? | Inona? |
| What did you do? ? | Inona no nataonao? |
| Who? | Iza? |
| Who is the traditional leader of this village? | Iza no tompon'andraikitra nentim-paharazanaamin'ity tanàna ity? |
| Who did this? | Iza nanao an’io? |
| Why? | Fa maninona? |
| Why did he do this? | Fa naninona izy no nanao an’izany? |
| Why is there no food | Fa maninona no tsy misy sakafo? |
